Moa ho vita ve ? (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1  
Moa ho vita ihany ve
'Ty adidy lehibe,
'Zay napetraky ny Tompo Jesosy?
Ny rjzm havoana izay aleha,
Lohasaha mangina re,
Tany maro no manerana ny Nosy

Fiv
Ry Jesosy, ô! avia!
Mba meteza Ianao
Mba hitantana ny dia;
Tsy izahay no misafidy,
Fa Ianao maniraka
No mandidy.

2
Ny fahaizana va re,
Tsy piyac anananay anie,
Fa ny loaps hafatrao ihany no lazaina;
Votsa vava izahay,
Kely hery, tsy mahay,
Fanahy Masinao andrandraina

3
Raha eo imasonao
Sy izao tontolo izao,
Tsinontsinona tokoa izahay;
Nefa ny Anaranao,
Reharehanay izao, tononkira.serasera.org
Ka ny voninahitrao momba anay

4
Tsy avelanay tokoa lanao ry Jesosy ô!
Raha tsy momba sy mitahy anay
Dia hitombo sy hamoa,
Ka ny asanao ho soa
Ho mpanompo mahatoky Anao 'zahay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316