Mazava ny làlana (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mazava ny làlana miakatra eryRy zanak’olona ô
Any an-danitra no misy
Paradisa vaovao
Mandrosoa, mandrosoa ianao
Eny e mandrosoa,
Mandrosoa ianao
Hono hoy aho, hay ve?
Mamela heloka Jeso
Hono hoy aho, hay ve?
Manasitrana Jeso
Hono hoy aho, hay ve?
Mamonjy koa Jeso
Eny, eny rô mahay raha Jeso
Mihoatra izay heverinao.
2 Moa tia ahy ianao
Na miala amin’ny làlako izao
Any an-danitra no misy
No miandry ano
Mandrosoa mandrosoa ianao
Eny e mandrosoa, mandrosoa ianao
Dia ho hainy ve dia ho hainy ve
Mamaha ity olako ity
Dia ho hainy ve,
dia ho hainy ve?
Manala ny fahazarako
Dia ho hainy ve,
dia ho hainy ve?
Ireo zavatra entiko Aminy
Eny, eny rô, Mahay raha Jeso
Mihoatra noho izay heverinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 1080
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 16/04/2016 15:03