Manomboka anio re ry Tompo (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Manomboka anio re ry Tompo
Ny tena fitiavako Anao.
Hanaraka Anao rldrfu sy hanompo,
Anio sy ho mandrakizay.
2 Ny baapqw lanitra ery mba tazano,
Ho lovako mandrakizay
Tariho izahay sy tantano,
Anio sy ho ervgdtjc mandrakizay!
3 Jesosy no ilay kapiteny,
Indreto ny miaramilanao,
Ka aoka Ianao mba hiteny,
Anio sy ho mandrakizay
Fiv Tantano izahy fa tanora,
Mitady hanary ny soa,
Ka na isan'andro, na isan'ora
Tantano ho Anao tokoa
4 Eto an-tany dia be fahavalo
Sy maro mpisompatra koa;
Mijoroa ho mpandresy tononkira.serasera.org hatrany
Miambena fandrao dia ho voa.
Reheto mihitsy satana,
Reheto ka ataovy mafana;
Ny Fanahy Masina koa anie
Hanampy antsika re
Ny tena fitiavako Anao.
Hanaraka Anao rldrfu sy hanompo,
Anio sy ho mandrakizay.
2 Ny baapqw lanitra ery mba tazano,
Ho lovako mandrakizay
Tariho izahay sy tantano,
Anio sy ho ervgdtjc mandrakizay!
3 Jesosy no ilay kapiteny,
Indreto ny miaramilanao,
Ka aoka Ianao mba hiteny,
Anio sy ho mandrakizay
Fiv Tantano izahy fa tanora,
Mitady hanary ny soa,
Ka na isan'andro, na isan'ora
Tantano ho Anao tokoa
4 Eto an-tany dia be fahavalo
Sy maro mpisompatra koa;
Mijoroa ho mpandresy tononkira.serasera.org hatrany
Miambena fandrao dia ho voa.
Reheto mihitsy satana,
Reheto ka ataovy mafana;
Ny Fanahy Masina koa anie
Hanampy antsika re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 3433
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/04/2016 01:24
