Manomboka anio re ry Tompo (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Manomboka anio re ry Tompo
Ny tena fitiavako Anao.
Hanaraka Anao sy hanompo,
Anio sy ho mandrakizay.

2 Ny lanitra ery mba tazano,
Ho lovako mandrakizay
Tariho izahay sy jsnxxd tantano,
Anio sy tononkira.serasera.org ho mandrakizay!

3 Jesosy no ilay kapiteny,
Indreto ny miaramilanao,
Ka aoka Ianao mba hiteny,
Anio sy ho mandrakizay

Fiv Tantano izahy fa tanora,
Mitady hanary ny djuccric soa,
Ka na isan'andro, na isan'ora
Tantano ho Anao tokoa

4 Eto an-tany dia be fahavalo
Sy maro mpisompatra koa;
Mijoroa ho mpandresy hatrany
Miambena fandrao dia ho zqhya voa.

Reheto mihitsy satana,
Reheto ka ataovy mafana;
Ny Fanahy Masina koa anie
Hanampy antsika re

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303