lza no hahasaraka ahy, (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
lza no hahasaraka ahy,
Aminao, ry Jeso ô?
Tompo tia nanavotra ahy,
lanao, ry Kristy ô!
2
Iza no hanasaraka ahy, tononkira.serasera.org
Amin'ny fitiavanao?
He! ny foko tsy manahy,
Tafatoetra ao Aminao!
3 aldfka
Ny finoana no ampinga,
Ny Baiboly no sabatra,
Ka manoatra noho ny mpandresy,
Amin'ny alalanao!
4
Ry Jesosy feno hery,
Tano aho ho Anao;
Ry amytpyl mpamonjy olom-bery,
Vonona hanoa Anao!
Ka loza nwlhm ve, sa mosary,
Sa fanenjehana mafy?
Ny fahafatesana aza eny
Eny tsy hamoizako Anao
lza no hahasaraka ahy,
Aminao, ry Jeso ô?
Tompo tia nanavotra ahy,
lanao, ry Kristy ô!
2
Iza no hanasaraka ahy, tononkira.serasera.org
Amin'ny fitiavanao?
He! ny foko tsy manahy,
Tafatoetra ao Aminao!
3 aldfka
Ny finoana no ampinga,
Ny Baiboly no sabatra,
Ka manoatra noho ny mpandresy,
Amin'ny alalanao!
4
Ry Jesosy feno hery,
Tano aho ho Anao;
Ry amytpyl mpamonjy olom-bery,
Vonona hanoa Anao!
Ka loza nwlhm ve, sa mosary,
Sa fanenjehana mafy?
Ny fahafatesana aza eny
Eny tsy hamoizako Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 7642
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:54
