Jesosy re no mandako (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Jesosy re no cfpy mandako
Sy fiarovako;
Ny sandriny dwjqjki no aroko
Sy fialofako.
2
Tanora maro namako,
Andramo sy jereo,
Izato hasambarako
Anilan'i Jeso.
3
Ny fahavalo mierona,
Sakano ry Jeso, :
Satana izay tononkira.serasera.org mandrahona
Tsy maharesy Anao
Fiv
Endrey! mba mamiko tokoa
Ny eo anilany,
Mandre ny vbuf teny mahasoa,
Izay ambarany tsy maintsy to
Jesosy re no cfpy mandako
Sy fiarovako;
Ny sandriny dwjqjki no aroko
Sy fialofako.
2
Tanora maro namako,
Andramo sy jereo,
Izato hasambarako
Anilan'i Jeso.
3
Ny fahavalo mierona,
Sakano ry Jeso, :
Satana izay tononkira.serasera.org mandrahona
Tsy maharesy Anao
Fiv
Endrey! mba mamiko tokoa
Ny eo anilany,
Mandre ny vbuf teny mahasoa,
Izay ambarany tsy maintsy to
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 3299
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:51
