Faingàna ajoroy ny faneva (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Faingana, ajoroy ny faneva
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.
Fiv tpdgdkwa
Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao e! Andao e!
Hanatona ny Tompo soa.
2
Ny dimy dia adala satria re
Tsy nanomana solika soa,
Nony tonga ilay tononkira.serasera.org fampakarana axvdhv
Dia voahidy ny lala-mankao
3
Ny dimy dia hendry satria re
Efa nanomana solika soa
Tanteraka sy lavorary nlmv
Izay rehetra kasainy hatao.
Faingana, ajoroy ny faneva
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.
Fiv tpdgdkwa
Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao e! Andao e!
Hanatona ny Tompo soa.
2
Ny dimy dia adala satria re
Tsy nanomana solika soa,
Nony tonga ilay tononkira.serasera.org fampakarana axvdhv
Dia voahidy ny lala-mankao
3
Ny dimy dia hendry satria re
Efa nanomana solika soa
Tanteraka sy lavorary nlmv
Izay rehetra kasainy hatao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 16936
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 18:46
