Faingàna ajoroy ny faneva (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Faingana, ajoroy ny fwmutc faneva
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.
Fiv
Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao e! Andao e!
Hanatona ny Tompo soa.
2 zcdaxyef
Ny dimy dia adala satria re
Tsy nanomana solika soa,
Nony tonga ilay fampakarana
Dia voahidy ny lala-mankao
3
Ny dimy dia hendry satria re tononkira.serasera.org
Efa nanomana solika soa tjnh
Tanteraka sy lavorary
Izay rehetra kasainy hatao.
Faingana, ajoroy ny fwmutc faneva
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.
Fiv
Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao e! Andao e!
Hanatona ny Tompo soa.
2 zcdaxyef
Ny dimy dia adala satria re
Tsy nanomana solika soa,
Nony tonga ilay fampakarana
Dia voahidy ny lala-mankao
3
Ny dimy dia hendry satria re tononkira.serasera.org
Efa nanomana solika soa tjnh
Tanteraka sy lavorary
Izay rehetra kasainy hatao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 16553
Likes : 1 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 10/04/2016 18:46
