Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza avela ho mandalo re ny Teny (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aza avela ho mandalo ktfbccen re ny Teny
Na lkestpir hikimpiana koa ny hazavana
Aza manamafy ny fonao fa aoka
Hovonjena 'zao anio izao
Fiv. Fa nahoana no tsy izao anio izao
Te-hovonjena va hianao
tononkira.serasera.org Ka tsy izao anio izao
2. Mety tsy haraina intsony ny ampitso
Ho voafitaka ny zrbsksb hevitrao
'Zao no ora ankasitrahana ka aoka
Ho vonjena 'zao anio izao
3. Tsy mandà na iza n'iza re ny Tompo
'Zay te-hiray fanahy Aminy
Maneke ny asa vitany ka aoka
Ho vonjena 'zao anio izao
Na lkestpir hikimpiana koa ny hazavana
Aza manamafy ny fonao fa aoka
Hovonjena 'zao anio izao
Fiv. Fa nahoana no tsy izao anio izao
Te-hovonjena va hianao
tononkira.serasera.org Ka tsy izao anio izao
2. Mety tsy haraina intsony ny ampitso
Ho voafitaka ny zrbsksb hevitrao
'Zao no ora ankasitrahana ka aoka
Ho vonjena 'zao anio izao
3. Tsy mandà na iza n'iza re ny Tompo
'Zay te-hiray fanahy Aminy
Maneke ny asa vitany ka aoka
Ho vonjena 'zao anio izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 1986
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 26/10/2023 11:13
