ONDRY VERY (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga ny alina maizina ny andro an-tany ety
Satria efa tononkira.serasera.org takon xswd ‘ilay masoandrotsy tsinjo ery
Dia miseho ny fitarik’andro mamiratra
Mba hanazava mandritra ny andro mihiratra
REF 2X
Fa maro ny olona ,tsy hita intsony !
Raha reraky ny asa ,ka trotraka hono !
Tsy mba niandrandra nijery zthgx akory
Fa nandao ny mazava a! dia lasa natory !
Satria fahotana bqokykx no niainan-tsika fony taloha
Nampiafina tava ny ray tsy ho hita fa mafy fo
Dia nalefany indray ho antsika ilay zanany
Ndeha mba hanangona fa mipariaka ny fiandriny
REF 2X
Reo ondry anefa dia nisy efa very
Tsy nanaraka azy fa lasa niery
Indrisy voafingana fa tsy nijery
Nanalavitra azy! , tsisy mba nampahery .

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Hits : 1013
Likes : 0 Like
Created by : Finoana15
Date : 25/11/2019 23:29