MANDRENESA (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isa-maraina vao mifoha aho ,no mametraka
Ny androko rehetra ,ho adidinao !
Ka ny adiko adinao ;fahoriako entinao
Ranomasoko fafainao
REF 2X
Fa ny fahavaloko miha-mahery dxdkzkhq isan’andro
Tsy azom-pahoriana ;fa miadana
Ka manao izay ratsy turb indrindra ,
mampahory ahy noho Ianao
Tompo o! MANDRENESA IANAO !
Andriamanitro o!,mahasoa ahy ,no miankina
, amin'ny androko rehetra eo an-tratranao
Ny fivavako henoinao ,fitarainako valianao !
Kany gnkmxr rafiko , ho rafinao !
REF 3x
tononkira.serasera.org
Ny androko rehetra ,ho adidinao !
Ka ny adiko adinao ;fahoriako entinao
Ranomasoko fafainao
REF 2X
Fa ny fahavaloko miha-mahery dxdkzkhq isan’andro
Tsy azom-pahoriana ;fa miadana
Ka manao izay ratsy turb indrindra ,
mampahory ahy noho Ianao
Tompo o! MANDRENESA IANAO !
Andriamanitro o!,mahasoa ahy ,no miankina
, amin'ny androko rehetra eo an-tratranao
Ny fivavako henoinao ,fitarainako valianao !
Kany gnkmxr rafiko , ho rafinao !
REF 3x
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Vangy : 1071
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Finoana15
Daty : 25/11/2019 23:29
