Modia (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay ilay jxyfdp tononkira.serasera.org feo miantso, miaro tambitamby
Miangavy mitalaho ny hiverenanao indray
Ho ao an-tranon-dRay ho mandrakizay
Onena izany fony mahita ny tontolo
Toa mitory faharesena ny rehetra izay jerena
Fa milofika daholo, izany voary manontolo
Moa mba renao ve, ilay feon’I Tompo miantso
Modia r’ilay nania, izaho anie ka fjtzxqw mbola tia,
ô miverena modia
Ho avy ilay andro tsy handre ilay feo intsony
Fa ho tapitra ny fetra zay ho anjaran’ny rehetra
Fa ho levona ny tany sy ny ota eo aminy
Izao no tsara indrindra ownyr hanantonanao ny tompo
F’atomotra ny andro
Hiverenany indray
Haka ireo izay nankato mba hody any aminy
Moa mba renao ve, ilay feon’I tompo miantso
Modia r’ilay nania, izaho anie ka mbola tia,
ô miverena modia x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 1355
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 02/12/2020 10:50