Modia (Feon'Kalvary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay ilay feo miantso, miaro tononkira.serasera.org tambitamby
Miangavy mitalaho ny hiverenanao indray
Ho ao an-tranon-dRay ho mandrakizay

Onena izany fony mahita ny tontolo
Toa mitory faharesena ny rehetra izay jerena
Fa milofika daholo, izany voary manontolo

Moa mba renao ve, ilay feon’I Tompo miantso
Modia r’ilay nania, izaho anie ka mbola tia,
ô miverena modia

Ho avy ilay andro tsy handre ilay feo intsony
Fa ho tapitra ny fetra zay ho anjaran’ny fpeln rehetra
Fa ho levona ny tany qfbh sy ny ota eo aminy

Izao no tsara indrindra hanantonanao ny tompo
F’atomotra ny andro
Hiverenany indray
Haka ireo izay nankato mba hody any aminy

Moa bxjkslm mba renao ve, ilay feon’I tompo miantso
Modia r’ilay nania, izaho anie ka mbola tia,
ô miverena modia x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'Kalvary
Visites : 1258
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.162