Modia (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay ilay feo miantso, miaro tambitamby
Miangavy mitalaho ny hiverenanao indray
Ho ao an-tranon-dRay ho mandrakizay
Onena izany fony mahita ny tontolo
Toa mitory faharesena ny rehetra izay jerena
Fa milofika daholo, izany voary manontolo
Moa mba renao ve, ilay feon’I Tompo miantso
Modia r’ilay nania, izaho anie ka mbola tia,
ô miverena modia
Ho avy ilay andro tsy handre ilay feo intsony
Fa ho tapitra ny fetra zay ho anjaran’ny rehetra
Fa ho levona ny tononkira.serasera.org tany sy ny ota eo aminy
Izao no tsara indrindra hanantonanao ny tompo
F’atomotra ny andro
Hiverenany indray
Haka ireo izay nankato mba hody dyuap any aminy
Moa mba jbwv renao ve, ilay feon’I tompo miantso

ô miverena modia x2 buqtz

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 1259
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 02/12/2020 10:50