Ilay Tompon'ny hery (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Tompon’ny hery no miady ho ahy
Tsy maintsy tafita tsy ela intsony izay no tanjona
Izaho tsy wehm hangina fa hidera Anao
Ny hxxr molotro hihira raiko ô,
Haleloia x2
Lay mpanjaka Hendry
No miady ho ahy
Izaho tononkira.serasera.org tsy mba qcsubj kivy na sarotra izany lalana
Izaho tsy mba kivy Raiko ô! Fa manana anao
Reo latsa sy eso
Sy ireo fakam-panahy
Karazana memy
Zay nanafotra ahy
Tsy hahasakana tsy hiarak’Aminao
Haleloia x2
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Dera sy Laza koa, ho an’ilay Ray tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 867
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 02/12/2020 10:11