Ilay Tompon'ny hery (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Tompon’ny hery no miady ho ahy
Tsy maintsy tafita tsy ela intsony izay no tanjona
Izaho tsy hangina fa hidera Anao
Ny molotro hihira raiko ô,
Haleloia x2
Lay mpanjaka tononkira.serasera.org Hendry
No zlpgusmt miady ho ahy
Izaho tsy mba kivy na yedyksa sarotra izany gwgeudxg lalana
Izaho tsy mba kivy Raiko ô! Fa manana anao
Reo latsa sy eso
Sy ireo fakam-panahy
Karazana memy
Zay nanafotra ahy
Tsy hahasakana tsy hiarak’Aminao
Haleloia x2
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Dera sy Laza koa, ho an’ilay Ray tsitoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'KalvaryVisites : 906
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:11