Ilay Tompon'ny hery (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Tompon’ny hery larndfwm no miady ho ahy
Tsy maintsy tafita tsy ela intsony izay no tanjona
Izaho tsy hangina fa hidera Anao
Ny molotro sjvyrq hihira raiko ô,
Haleloia x2
Lay mpanjaka Hendry
No miady iovz ho ahy
Izaho tononkira.serasera.org tsy mba kivy na sarotra izany lalana
Izaho tsy mba kivy Raiko ô! Fa manana anao
Reo latsa sy eso
Sy ireo fakam-panahy
Karazana memy
Zay nanafotra ahy
Tsy hahasakana tsy hiarak’Aminao
Haleloia x2
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Dera sy Laza koa, ho an’ilay Ray tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'KalvaryHits : 908
Likes : 0 Like
Created by : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:11