Ny lanitra mitory (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny lanitra mitory ny voninahitraoJehovah Mpanjaka Andriamanitra tsitoha
Izao rehetra izao, dia mankalaza Anao
Mihoby mafy ny hatsaran'ny asa tanaNao
Feno fahendrena hitoeran'ny mazava
Tena soa sy tsara voatra ary tsy mba ho rava.
(miverina in-2)
Ref : Mendrika ho deraina indrindra ny anaran'i Jehovah
(ny anaran'ny Jehovah)
Vatolampy tsy mifindra ary tsy miova
(vatolampy tsy mifindra)
Ka miderà Azy, amin'ny anjomara
Sy ny fanandratana ny hira fiderana
Amin'ny lokanga, amin'ny valia
Derao ny Tompo anatrehan'ny firenena
(miverina in-2)
(miverina and1 sy ref in-2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Hits : 250
Likes : 0 Like
Created by : Mahx03
Date : 23/10/2025 12:50
