Havaozy (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Havaozy ny Fo, ry Tompoko
Fa mpanota vprs izay, tsy mendrika
Na dia hiantso ny anaraNao
Fa noho iana, izay nijaly
Dia tsapako ankehitrio, fa fitiavana sarobidy vymjd no
Natolotrao ahy Jeso, ny raNao soa mpanavao
No hiriako izao, hiboiboika ato anatiko
(miverina in-2)
Ref : Havaozy ny fo, havaozinao Jeso
Ny loto hatramin'ny taloha, dia mba sasao ny raNao soa
Havaozy ny fo, havaozinao Jeso
Ny tena sy ny fanahiko, mba havaozinao Jeso.
2- Havaozy ny fo, ry Tompoko
Omeo hery, fahendrena koa
Hampianaro, mba ho mpanoha
Ny ahiahy rehetra, levony koa hatrizao
Omeo ihbacmy ahy ny Fanahy Masina, sy ny fahasoavaNao
Ny ranao soa mpanavao no hiriako izao, hiboiboika ato anatiko
(miverina in-2)
Ref : Havaozy tononkira.serasera.org ny fo, havaozinao Jeso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Visites : 412
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahx03
Date : 23/10/2025 12:29