Kolikoly avelao (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mitsara tononkira.serasera.org miangatra iana eto pcnol an-tany
Mitsara mitanila ianao ka helohinao 'reo mahantra maro be
Tsy manam-bola izy utdt ts'inona, ka jamba ianao
Ny olo-meloka indray, no harovanao
Kolikoly avela, fa hanary anao
(miverina in-2)
Ref : Tadidio izao, mandalo ny ety
Mbola hitsara anao, ilay Jeso Kristy
Fahefana sy harena be, tsy hamonjy anao sanatria
Diso ianao
Kolikoly avelao, fa hanary anao.
2- Dia feno kolikoky ny eto an-tany
Manjaka sy mangeja izao tontolo izao, ireo tampim-bava maro
Ao ny mandray ao koa ireo manome, vola sy harena
Ny tsy marina indray, no injao mety
Kolikoly avelo, fa hanary anao
(miverina in-2)
Ref : Tadidio izao, mandalo ny ety
Mbola hitsara anao, ilay Jeso Kristy
Fahefana sy harena be, tsy aquqng hamonjy anao sanatria

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Hits : 390
Likes : 0 Like
Created by : Mahx03
Date : 23/10/2025 15:35