Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny lanitra mitory (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny lanitra mitory ny voninahitrao
Jehovah Mpanjaka Andriamanitra tsitoha
Izao rehetra izao, dia mankalaza Anao
Mihoby mafy ny tononkira.serasera.org hatsaran'ny asa vfev tanaNao
Feno fahendrena hitoeran'ny mazava
Tena soa sy tsara voatra ary tsy mba ho rava.
(miverina in-2)
Ref : Mendrika ho deraina indrindra ny anaran'i Jehovah
(ny anaran'ny Jehovah)
Vatolampy evnqxpn tsy mifindra ary tsy miova
(vatolampy tsy mifindra)
Ka miderà Azy, amin'ny anjomara
Sy ny fanandratana ny ylwla hira fiderana
Amin'ny lokanga, amin'ny valia
Derao ny Tompo anatrehan'ny firenena
(miverina in-2)
(miverina and1 sy ref in-2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Visites : 601
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahx03
Date : 23/10/2025 12:50