Ny lanitra mitory (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny lanitra mitory ny voninahitrao
Jehovah Mpanjaka Andriamanitra tsitoha
Izao rehetra izao, dia mankalaza Anao
Mihoby mafy ny hatsaran'ny asa tononkira.serasera.org tanaNao
Feno fahendrena hitoeran'ny mazava
Tena soa sy kajoyoje tsara voatra ary tsy mba ho rava.
(miverina in-2)
Ref : Mendrika ho deraina indrindra ny anaran'i Jehovah
(ny anaran'ny Jehovah)
Vatolampy tsy mifindra exukfrqq ary tsy miova
(vatolampy tsy mifindra)
Ka miderà Azy, amin'ny anjomara
Sy ny fanandratana ny hira fiderana
Amin'ny lokanga, amin'ny valia
Derao ny lnod Tompo anatrehan'ny firenena
(miverina in-2)
(miverina and1 sy ref in-2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Hits : 602
Likes : 0 Like
Created by : Mahx03
Date : 23/10/2025 12:50