Akory Aby (Feon'ala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akory aby andre an-tanana ah
Oh oh oh
Tonga mbo hamangivangy
Tsaratsara be
Efa ela ka tsy digny ah drako
Tia ahita eh andrian-tanana
Manakory aby mama
Tsaratsara fa ngoma anaro
Akory mama ah
Akory papa eh
Falifaly mahita tononkira.serasera.org an-dreo
Akory antsika joyno eh
Olo-jiaby
Mandihy eh cmjy hkls hiravoravo
Oh yah oh yeh
Arô eh
(×4)
Ah anh
Aia mama
Oh mama
Mama
Oh mama
(Miverina) Akory aby...
Oh oh oh
Tonga mbo hamangivangy
Tsaratsara be
Efa ela ka tsy digny ah drako
Tia ahita eh andrian-tanana
Manakory aby mama
Tsaratsara fa ngoma anaro
Akory mama ah
Akory papa eh
Falifaly mahita tononkira.serasera.org an-dreo
Akory antsika joyno eh
Olo-jiaby
Mandihy eh cmjy hkls hiravoravo
Oh yah oh yeh
Arô eh
(×4)
Ah anh
Aia mama
Oh mama
Mama
Oh mama
(Miverina) Akory aby...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'alaVangy : 521
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 25/07/2026 20:19
