Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy
dia ny fampihavanana
fa andro iray tena mampiombon’aina
amam-panahy dyof amiko.
raiso ka sotroy
indro ny Rako ho tononkira.serasera.org famonjena
raiso koa ny mofo
hano mba ho fifanekena.
fa ra qzxg sy vatako ity
porofo fa tena tia
antsika tokoa i Kristy.
Fa tena sambatra tokoa izahay
raha mandray ity sakafom-panahy
ka rdhtxq hatsiaro lalandava sanatria koa ny hanadino
ilay fiombonan’aina vao avy aminao.
dia ny fampihavanana
fa andro iray tena mampiombon’aina
amam-panahy dyof amiko.
raiso ka sotroy
indro ny Rako ho tononkira.serasera.org famonjena
raiso koa ny mofo
hano mba ho fifanekena.
fa ra qzxg sy vatako ity
porofo fa tena tia
antsika tokoa i Kristy.
Fa tena sambatra tokoa izahay
raha mandray ity sakafom-panahy
ka rdhtxq hatsiaro lalandava sanatria koa ny hanadino
ilay fiombonan’aina vao avy aminao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon' ny Fahazavana ToamasinaHits : 2911
Likes : 0 Like
Created by : ZEMJOS
Date : 10/04/2009 15:20
