Tompo ô, aiza ianao (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org ranomasina knxwme nanontaniako
tao anaty ala notadiaviko
tao anaty aizina no niantsoako
Tompo ô, aiza ianao
Mitady anao, miantso anao Tompo ô
miandrandra mangataka aminao aho
hanafaka anie ny hadisoako
higoka blfp izany hasambarana
Bitsio mangina ato am-poko
f’izay tinendrinao no lalako
ô mitady mjpub anao aho ambarao é
Tompo ô aiza ianao
Réf...
tao anaty ala notadiaviko
tao anaty aizina no niantsoako
Tompo ô, aiza ianao
Mitady anao, miantso anao Tompo ô
miandrandra mangataka aminao aho
hanafaka anie ny hadisoako
higoka blfp izany hasambarana
Bitsio mangina ato am-poko
f’izay tinendrinao no lalako
ô mitady mjpub anao aho ambarao é
Tompo ô aiza ianao
Réf...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon' ny Fahazavana ToamasinaVangy : 3050
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/03/2008 14:01
