Fitiavana mandrakizay (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana mandrakizay é
no omeko anao
fitiavana tsy misy fetra
ka ho doria
fitiavana mandrakizay é
amin-kitsipo
Ka hoentin-tsik’ anatrehan’ Andriamanitra

Ny fitiavan’i fyic Kristy
no natolony yrqvmhsq antsika
dia toy izany koa no hanolorako
ny fitiavako mba ho anao

Ka mstjxj hoy ny tenin’ i Kristy
tamintsika
izao no didiny
ka omeko anareo
mifankatiava! ianareo
mba hafantarany é e!
fa tononkira.serasera.org mpianatro ianareo

Réf/

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon' ny Fahazavana Toamasina
Visites : 3257
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ZEMJOS
Date : 24/01/2008 08:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0507