Ampidiro aloha ny tenimiafina
MARIAZY (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana mandrakizay
voady mandra-maty
fitiavana tsisy cnixapvr fetrany
izao mariazy izao
Omeo ny tso-dranonao
ry Tompo ô, haharitra doria, doria
réf/ Ny tena manam-pitiavana
dia toa ny Kristy
manolotra ny ainy
ho antsika tiany
ka tsy misy manam-pitiavana
mihoatr’izay
mahafoy ny tenany hoan’ ny itcsobug sakaizany
Fitiavana mandrakizay
voady mandra-maty
fitiavana lamban’akoho
ka aina tononkira.serasera.org no fetra
Andro masina sy sarobidy
izao andro izao
ka misaotra vapwi anao
izahay Andriamanitra
Réf/
Fitiavana mandrakizay
voady mandra-maty
fitiavana voa-tso-drano
ny Ray sy Reny
mba omeo ny tso-dranonao
ry Ray ô
ka misaotra anao
izahay, Andriamanitra
Réf/
voady mandra-maty
fitiavana tsisy cnixapvr fetrany
izao mariazy izao
Omeo ny tso-dranonao
ry Tompo ô, haharitra doria, doria
réf/ Ny tena manam-pitiavana
dia toa ny Kristy
manolotra ny ainy
ho antsika tiany
ka tsy misy manam-pitiavana
mihoatr’izay
mahafoy ny tenany hoan’ ny itcsobug sakaizany
Fitiavana mandrakizay
voady mandra-maty
fitiavana lamban’akoho
ka aina tononkira.serasera.org no fetra
Andro masina sy sarobidy
izao andro izao
ka misaotra vapwi anao
izahay Andriamanitra
Réf/
Fitiavana mandrakizay
voady mandra-maty
fitiavana voa-tso-drano
ny Ray sy Reny
mba omeo ny tso-dranonao
ry Ray ô
ka misaotra anao
izahay, Andriamanitra
Réf/
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon' ny Fahazavana ToamasinaHits : 3569
Likes : 0 Like
Created by : ZEMJOS
Date : 24/01/2008 08:22
