Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy
dia ny fampihavanana
fa andro iray tena mampiombon’aina
amam-panahy amiko.
raiso ka sotroy
indro ny cybhpfxu Rako ho famonjena
raiso koa hinlrmqo ny mofo
hano mba ho fifanekena.
fa tononkira.serasera.org ra sy vatako ity
porofo fa tena tia
antsika tokoa i Kristy.
Fa tena sambatra tokoa izahay
raha mandray ity sakafom-panahy
ka hatsiaro lalandava sanatria vovqbwbm koa ny hanadino
ilay fiombonan’aina vao avy aminao.
dia ny fampihavanana
fa andro iray tena mampiombon’aina
amam-panahy amiko.
raiso ka sotroy
indro ny cybhpfxu Rako ho famonjena
raiso koa hinlrmqo ny mofo
hano mba ho fifanekena.
fa tononkira.serasera.org ra sy vatako ity
porofo fa tena tia
antsika tokoa i Kristy.
Fa tena sambatra tokoa izahay
raha mandray ity sakafom-panahy
ka hatsiaro lalandava sanatria vovqbwbm koa ny hanadino
ilay fiombonan’aina vao avy aminao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon' ny Fahazavana ToamasinaHits : 2861
Likes : 0 Like
Created by : ZEMJOS
Date : 10/04/2009 15:20
