Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataovy zuzugpe izao ho fahatsiarovana ahy
dia ny fampihavanana
fa andro iray tena mampiombon’aina
amam-panahy amiko.
raiso ka sotroy
indro ny Rako ho famonjena
raiso uvly koa ny mofo
hano mba ho fifanekena.
fa ra gqchsr sy vatako ity
porofo fa tena tia
antsika tokoa tononkira.serasera.org i Kristy.
Fa tena sambatra tokoa izahay
raha mandray ity sakafom-panahy
ka hatsiaro lalandava sanatria koa ny hanadino
ilay fiombonan’aina vao avy aminao.
dia ny fampihavanana
fa andro iray tena mampiombon’aina
amam-panahy amiko.
raiso ka sotroy
indro ny Rako ho famonjena
raiso uvly koa ny mofo
hano mba ho fifanekena.
fa ra gqchsr sy vatako ity
porofo fa tena tia
antsika tokoa tononkira.serasera.org i Kristy.
Fa tena sambatra tokoa izahay
raha mandray ity sakafom-panahy
ka hatsiaro lalandava sanatria koa ny hanadino
ilay fiombonan’aina vao avy aminao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon' ny Fahazavana ToamasinaHits : 2910
Likes : 0 Like
Created by : ZEMJOS
Date : 10/04/2009 15:20
