Tia anao jeso (FEO MIRINDRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainanao,momba ahy rehetra koa
Dia satrin'ny ray,hiarahiasa ahasoa avokoa
Ka izay miseho,sy izay rehetra fyqgz mitranga ety
Dia fantaro fa Jeso tena tia


Ref: Tia anao Jeso,manolotra ny tanany ho tantananao
jnoj       Tia anao Jeso,manolotra ny fony manontolo
     vpvll    Tia anao Jeso,ka tononkira.serasera.org manome ny ainy,foiny anavotana anao
        Tia anao Jeso,nanaiky hisolo


...Anio,omeno ny fonao
Valio,izao anio izao...
    

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRA
Vangy : 815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 30/12/2022 08:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291