Samia mahery (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
...Ô samia mahery, ary mijoroa
Tsy vwii ho ela tononkira.serasera.org hiseo Jesô...
Ny fanantenana no mameno fo
Mahareta na inona manjo
Teny fikasana efa azonao
Dia Jerosalema vaovao
Miraisa hina ho any an'andanitra
Mifampitantana zanak'Andriamanitra
Ô fikiro ny anarany doxlu
Mahareta hatramin'ny farany
Toeramparadisa ny ho vantaninay
Zay ilay zxteff fiainana mandrakizay
Koa manasa antsika, miantso anao anio
Ô faingana ianao ka mba valio
Tsy vwii ho ela tononkira.serasera.org hiseo Jesô...
Ny fanantenana no mameno fo
Mahareta na inona manjo
Teny fikasana efa azonao
Dia Jerosalema vaovao
Miraisa hina ho any an'andanitra
Mifampitantana zanak'Andriamanitra
Ô fikiro ny anarany doxlu
Mahareta hatramin'ny farany
Toeramparadisa ny ho vantaninay
Zay ilay zxteff fiainana mandrakizay
Koa manasa antsika, miantso anao anio
Ô faingana ianao ka mba valio
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 14:35
