TANTANO AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Tantano aho, tano aho
Ra hamakivaky ny lalantsarotra Jeso!
Ny hiaraka psmk Aminao no tiko
Mba tsy ho very aho Jeso
(solo 1)
Malemy mvdoikqr aho raha tsy eo ny tananao
avia mba hanampy lgchlzu ahy Ianao Jeso,
Mba tariho aho ra hamaky ny haizina
fa Ianao no heriko
REF...
(solo 2)
Malemy aho ka mila ny herinao
hoentiko hamaky ny ady mandemy
Koa tariho tononkira.serasera.org aho raha anaty ny haizin'ny alina
tantano aho Jeso!
REF...
*****************FMZ******************
Tantano aho, tano aho
Ra hamakivaky ny lalantsarotra Jeso!
Ny hiaraka psmk Aminao no tiko
Mba tsy ho very aho Jeso
(solo 1)
Malemy mvdoikqr aho raha tsy eo ny tananao
avia mba hanampy lgchlzu ahy Ianao Jeso,
Mba tariho aho ra hamaky ny haizina
fa Ianao no heriko
REF...
(solo 2)
Malemy aho ka mila ny herinao
hoentiko hamaky ny ady mandemy
Koa tariho tononkira.serasera.org aho raha anaty ny haizin'ny alina
tantano aho Jeso!
REF...
*****************FMZ******************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1199
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 18/12/2019 23:25
