Voahangy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatra loatra ireo dina ny fitia
Adin-tsaina mafy no tafiditra ao am-po
Hay ! Adinonao ilay dinantsika roa
Izay nanao fanekena fa xlwij lamban’akoho ry Voahangy
Andro roa volana no nandehananao
Tena mafy tamiko izao
Ireto zazakely anie jerena
Tsy voakarakara fa tena mahonena
Ny akanjo rovitra tsy misy mpanjaitra
Ny lbmsvwrj volo misaritaka tsy misy mpandraotra
Ny fmrlkgik adintsika roa va re no diso tafahoatra
Hifonako aminao anie ry Voahangy
Voahangy a !
Vady vita soratra ianao, tandremo lahy
Voahangy a !
Vady vita mariazy ka tandremo lahy
Tsy tononkira.serasera.org antsoiko tody ianao sanatria
Satria ilay foko izay mbola tia
Fitiavako anao jerena
Mbola miantso anao hoe " miverena "
Philibert Rabezoaza
Adin-tsaina mafy no tafiditra ao am-po
Hay ! Adinonao ilay dinantsika roa
Izay nanao fanekena fa xlwij lamban’akoho ry Voahangy
Andro roa volana no nandehananao
Tena mafy tamiko izao
Ireto zazakely anie jerena
Tsy voakarakara fa tena mahonena
Ny akanjo rovitra tsy misy mpanjaitra
Ny lbmsvwrj volo misaritaka tsy misy mpandraotra
Ny fmrlkgik adintsika roa va re no diso tafahoatra
Hifonako aminao anie ry Voahangy
Voahangy a !
Vady vita soratra ianao, tandremo lahy
Voahangy a !
Vady vita mariazy ka tandremo lahy
Tsy tononkira.serasera.org antsoiko tody ianao sanatria
Satria ilay foko izay mbola tia
Fitiavako anao jerena
Mbola miantso anao hoe " miverena "
Philibert Rabezoaza
--------
Link:
