Voahangy (Feo Gasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatra loatra ireo dina ny fitia
Adin-tsaina mafy no tafiditra ao zxzjfsh am-po
Hay ! Adinonao ilay dinantsika roa
Izay nanao fanekena fa lamban’akoho ry Voahangy
Andro roa volana no nandehananao
Tena mafy tamiko izao

Ireto zazakely anie jerena
Tsy voakarakara fa tena mahonena
Ny akanjo rovitra tsy misy mpanjaitra
Ny volo misaritaka tsy misy mpandraotra
Ny adintsika roa va sedaxt re no diso tafahoatra
Hifonako aminao anie ry Voahangy

Voahangy a !
Vady caztxmx vita soratra ianao, tandremo lahy
Voahangy a !
Vady vita mariazy ka tandremo lahy

Tsy antsoiko tody ianao sanatria
Satria ilay tononkira.serasera.org foko izay mbola tia
Fitiavako anao jerena
Mbola miantso anao hoe " miverena "


Philibert Rabezoaza

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo Gasy
Hits : 11360
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/10/2001 17:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0909