Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fihavanana Malagasy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vero notaigenam-pody aho ry namako o
Tsy folaka fa mandefitra ry akamako o
Ny marina tsy tjlnjca mba maty re rahavako o
Fitia tena varo maty gjfskkmj no afafiko
E! mba mifankatiava
E! mba miraisa-hina
Ny maty aza mba te-ho maro
Fitiavana ihany tononkira.serasera.org izany ka fantaro
Ny mifidifidy tavan’olona fadio
Fihavanana malagasy no kajio
Aleo halan’olon-tokana tsy miafa
Toy izay syjmko halan’olo-maro vao vaka.

--------
Rohy: