Fihavanana Malagasy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vero notaigenam-pody aho ry namako o
Tsy folaka fa mandefitra ry tononkira.serasera.org akamako o
Ny marina tsy mba maty re rahavako xsvmunhz o
Fitia tena varo maty no afafiko
E! foyz mba mifankatiava
E! mba miraisa-hina
Ny maty aza mba te-ho ohtriczb maro
Fitiavana ihany izany ka fantaro
Ny mifidifidy tavan’olona fadio
Fihavanana malagasy no kajio
Aleo halan’olon-tokana tsy miafa
Toy izay halan’olo-maro vao vaka.
Tsy folaka fa mandefitra ry tononkira.serasera.org akamako o
Ny marina tsy mba maty re rahavako xsvmunhz o
Fitia tena varo maty no afafiko
E! foyz mba mifankatiava
E! mba miraisa-hina
Ny maty aza mba te-ho ohtriczb maro
Fitiavana ihany izany ka fantaro
Ny mifidifidy tavan’olona fadio
Fihavanana malagasy no kajio
Aleo halan’olon-tokana tsy miafa
Toy izay halan’olo-maro vao vaka.
--------
Lien:
