Ampidiro aloha ny tenimiafina
Azôvy (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azôvy e ! Azôvy e!
Azôvy tononkira.serasera.org nitsangana eyah! tamin’ny andra fahatelo ô!
Jesôsy nampijalieny, Jesôsy lay novoneny
Jesosy e eyah !
Tsy tôndra zhbgeb e! Tsy tôndran’ny fasana eyah!
Fô tonga izy io mahery e! Yô Yô!
Nitsangana ka velono
Nandresy ny jodskbu fahafatesana
1. Jesôsy uwcz Tompo ’zay nigagana (Jesoa)
Jesôsy Tompo ‘lay be fiandrana (Jesoa)
‘lay nanadôso aretin-jiaby (Jesoa)
Ny bôka, ny gila, ny malemy vity ( Jesoa Kristy)
Jesôsy Tompo nampijalieny (Jesoa)
Jesôsy Tompo dia novoneny (Jesoa)
Naty Jesôsy fa tsy vandivandy (Jesoa)
‘Zio ty ndreky izy efa tsy naty (Amen Amen)
2. Naty izy beky anadoso ny ratsy ( Jesoa)
Ho famonjena rô olo aby ty (Jesoa)
Velono dreky Izy efa tsy naty (Jesoa)
Velono Jesôsy ‘lay be fitia (Jesoa Kristy)
Mikonkono amin’ny fonô (Jesoa)
Atôva karibo izy hidriky ô! (Jesoa)
Ameza plasy Izy mba hanjakany (Jesoa)
Amezany anô fahasoavany (Amen Amen)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)Vangy : 1556
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pusseauboy
Daty : 11/04/2017 18:17