HO AN\'ILAY MIPETRAKA (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho an’ilay mipetraka
Eo ambonin’ny dtwrn seza fiandrianana
Sy ho an’ny Zanak’ondry anie
Ny saotra sy ny haja
Sy ny voninahitra
Ary ny fanjakana mandrakizay
Mandrakizay
Ny saotra sy ny haja
Sy ny voninahitra
Ary ymbmeobt hhalxbj ny fanjakana mandrakizay
Mandrakizay
Sy ny Zanak’ondry
Mandrakizay, mandrakizay
Mpamorona tononkira.serasera.org : Fara A
Mpihira : Fara A, Sylviane, Vonjy
Arr : rivo Rakotomalala
Eo ambonin’ny dtwrn seza fiandrianana
Sy ho an’ny Zanak’ondry anie
Ny saotra sy ny haja
Sy ny voninahitra
Ary ny fanjakana mandrakizay
Mandrakizay
Ny saotra sy ny haja
Sy ny voninahitra
Ary ymbmeobt hhalxbj ny fanjakana mandrakizay
Mandrakizay
Sy ny Zanak’ondry
Mandrakizay, mandrakizay
Mpamorona tononkira.serasera.org : Fara A
Mpihira : Fara A, Sylviane, Vonjy
Arr : rivo Rakotomalala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 6526
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nofy
Daty : 02/10/2004 05:37
