Fanahy Masina (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jfrxy Tompo ô kasiho indray ny fonay tononkira.serasera.org
Arotsay hrhrl aminay ny Fanahy
Ny Fanahy Masinao,
Toy ny tamin'ny Pantekosta
Tompo ô midina ovay cakwk ny fiainanay
Fanahy Masina ô ... Avia
Fanahy Masina ô midina re
Fanahy Masina ô fenoy aho
Vohaiko ho Anao ny foko hanjakao
Arotsay hrhrl aminay ny Fanahy
Ny Fanahy Masinao,
Toy ny tamin'ny Pantekosta
Tompo ô midina ovay cakwk ny fiainanay
Fanahy Masina ô ... Avia
Fanahy Masina ô midina re
Fanahy Masina ô fenoy aho
Vohaiko ho Anao ny foko hanjakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 17172
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 14/04/2016 16:02
