Ampianaro (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho, mpamonjy o
Hanao ny fllw sitraponao
Fa gaotuq Ianao no fmvbgkmr Tompoko
Omeo fo manaiky ny fitondranao
Sy hotarihin’ny Fanahinao.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Omeo hetaheta sy fitiavana aho
Hanatontosako izay tianao
Hisaotra amin’ny zavatra rehetra
F’ao no misy fiadanana.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no tononkira.serasera.org Andriamanitro
Hanao ny fllw sitraponao
Fa gaotuq Ianao no fmvbgkmr Tompoko
Omeo fo manaiky ny fitondranao
Sy hotarihin’ny Fanahinao.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Omeo hetaheta sy fitiavana aho
Hanatontosako izay tianao
Hisaotra amin’ny zavatra rehetra
F’ao no misy fiadanana.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no tononkira.serasera.org Andriamanitro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 3680
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : RhyJonathan
Daty : 27/02/2020 12:58
