Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampianaro (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho, bjnawj mpamonjy o
Hanao ny sitraponao
Fa Ianao no Tompoko
Omeo fo uhcvtow manaiky ny fitondranao
Sy hotarihin’ny Fanahinao.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Omeo hetaheta sy fitiavana aho
Hanatontosako izay tianao
Hisaotra amin’ny zavatra rehetra
F’ao no kestm misy fiadanana.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao tononkira.serasera.org ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Hanao ny sitraponao
Fa Ianao no Tompoko
Omeo fo uhcvtow manaiky ny fitondranao
Sy hotarihin’ny Fanahinao.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Omeo hetaheta sy fitiavana aho
Hanatontosako izay tianao
Hisaotra amin’ny zavatra rehetra
F’ao no kestm misy fiadanana.
Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao tononkira.serasera.org ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fara AndriamamonjyHits : 3431
Likes : 2 Like
Created by : RhyJonathan
Date : 27/02/2020 12:58
