Ny mozika mozikako (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lallz
Taho voatsongoko
Fiadiana firongoko
Poizina mosaviko
Soa irery toaviko
Ny mozika mozikako…
Voha varavarana
Tohoka hasambarana
Hadalako miery
Parakiko mahery
Trano fialofako
Afo irakofako
Ny mozika mozikako…
Lanitry ny saiko
Piti-drano ilaiko
Ny mozika mozikako…
Tohatra fiakarako
Tehin-kifaharako
Sangan’ny angentsako
Hidin’ny karetsako
Toroky wrvvr ny laingako
Vadiky ny baingako
Trifan’ny ati-dohako
Ditra tsy voatohako…
Ny mozika mozikako…
Tonony sy feony : Fanja Andriamanantena tononkira.serasera.org (2005)
Mihira sy nandrindra : Silo Andrian adowjsv (2005)
Taho voatsongoko
Fiadiana firongoko
Poizina mosaviko
Soa irery toaviko
Ny mozika mozikako…
Voha varavarana
Tohoka hasambarana
Hadalako miery
Parakiko mahery
Trano fialofako
Afo irakofako
Ny mozika mozikako…
Lanitry ny saiko
Piti-drano ilaiko
Ny mozika mozikako…
Tohatra fiakarako
Tehin-kifaharako
Sangan’ny angentsako
Hidin’ny karetsako
Toroky wrvvr ny laingako
Vadiky ny baingako
Trifan’ny ati-dohako
Ditra tsy voatohako…
Ny mozika mozikako…
Tonony sy feony : Fanja Andriamanantena tononkira.serasera.org (2005)
Mihira sy nandrindra : Silo Andrian adowjsv (2005)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 1714
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/09/2020 19:08
