Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ifonako (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ifonako ny lasa
Ny fo voarasarasa
Ny saina be fikasa
Ny tadidy ratsy sasa
Ifonako ny ho avy
Ny fo miangavingavy
Ny tononkira.serasera.org tomany be fiavy
Ny ikkf tanako miraviravy
Fa he mitampifimpify
Ny tsiaro anao tsy mety dify
Miandry anao ho iykap fanafody
Ianao anefa tsy mimpody
Ifonako ny ratra
Ny vfcirt teny mahazatra
Ny fitia tsy omby tratra
Ny adiady izay tsy vatra
Ifonako ny hira
Tonga koa namiravira
Ilay fitia he vita kira
Mangidy mamy tsy ampy sira
Fa raha tsy ho avy intsony ianao
Miangavy anao aho mba lazao
Izay mba tokony hataoko
Ka tsy hanantenako anao
Ny fo voarasarasa
Ny saina be fikasa
Ny tadidy ratsy sasa
Ifonako ny ho avy
Ny fo miangavingavy
Ny tononkira.serasera.org tomany be fiavy
Ny ikkf tanako miraviravy
Fa he mitampifimpify
Ny tsiaro anao tsy mety dify
Miandry anao ho iykap fanafody
Ianao anefa tsy mimpody
Ifonako ny ratra
Ny vfcirt teny mahazatra
Ny fitia tsy omby tratra
Ny adiady izay tsy vatra
Ifonako ny hira
Tonga koa namiravira
Ilay fitia he vita kira
Mangidy mamy tsy ampy sira
Fa raha tsy ho avy intsony ianao
Miangavy anao aho mba lazao
Izay mba tokony hataoko
Ka tsy hanantenako anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 11606
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jessimi
Daty : 19/03/2007 17:36
