HIRA TSOTRA (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZAY pcztmac HIRA IZAY
NO MBA IARAHANAY
HIFAMPAHATSIARO INDRAINDRAY
FA NISY IZAY HIRA IZAY
   IZAY HIRA IZAY
   NO HAMPIFANDRAY
kqdgq   NY FO SY FEO INDRAINDRAY
   HO LASA MOZIKA IRAY
FA HIRA NASIANA FEO FAHAROA
MBA kkffyrk HO TAMANA AO AM-PO
HO NAMANA TSY MAHAFOY ANAY
IZAY HIRA TSOTRA IZAY
   HOTSAROANA HOTSAROANA
   RAHA MIOVA FITEmPO NY tononkira.serasera.org FO INDRAINDRAY
   TSY HOHADINOINA TSY HOHADINOINA
   IZAY HIRA TSOTRA IZAY
IZAY HIRA IZAY
NO FIOMBONANAY
NY TONONY AZA INDRAINDRAY
DIA MANJARY FIAINANAY
   IZAY HIRA IZAY
   NO NGONONINAY
   RAHA MAHATSIARO INDRAINDRAY
   IREO LASA NANDAO ANAY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanja Andriamanantena
Vangy : 5560
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/03/2003 22:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297