HIRA TSOTRA (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZAY HIRA IZAY
NO MBA IARAHANAY
HIFAMPAHATSIARO INDRAINDRAY
FA qemugdrb NISY IZAY HIRA IZAY
IZAY HIRA IZAY
csrrzwkq NO HAMPIFANDRAY
NY FO SY FEO INDRAINDRAY
ahwxf HO LASA MOZIKA IRAY
FA HIRA NASIANA FEO FAHAROA
MBA HO TAMANA AO AM-PO
HO NAMANA TSY MAHAFOY ANAY
IZAY HIRA TSOTRA IZAY
HOTSAROANA HOTSAROANA
RAHA MIOVA FITEmPO NY FO INDRAINDRAY
TSY HOHADINOINA TSY HOHADINOINA
IZAY HIRA TSOTRA IZAY
IZAY HIRA IZAY
NO FIOMBONANAY
NY TONONY AZA INDRAINDRAY
DIA MANJARY FIAINANAY
IZAY HIRA IZAY
NO NGONONINAY
RAHA MAHATSIARO INDRAINDRAY
IREO LASA NANDAO tononkira.serasera.org ANAY
NO MBA IARAHANAY
HIFAMPAHATSIARO INDRAINDRAY
FA qemugdrb NISY IZAY HIRA IZAY
IZAY HIRA IZAY
csrrzwkq NO HAMPIFANDRAY
NY FO SY FEO INDRAINDRAY
ahwxf HO LASA MOZIKA IRAY
FA HIRA NASIANA FEO FAHAROA
MBA HO TAMANA AO AM-PO
HO NAMANA TSY MAHAFOY ANAY
IZAY HIRA TSOTRA IZAY
HOTSAROANA HOTSAROANA
RAHA MIOVA FITEmPO NY FO INDRAINDRAY
TSY HOHADINOINA TSY HOHADINOINA
IZAY HIRA TSOTRA IZAY
IZAY HIRA IZAY
NO FIOMBONANAY
NY TONONY AZA INDRAINDRAY
DIA MANJARY FIAINANAY
IZAY HIRA IZAY
NO NGONONINAY
RAHA MAHATSIARO INDRAINDRAY
IREO LASA NANDAO tononkira.serasera.org ANAY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 5561
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 19/03/2003 22:22
