FILAZANA AN-GAZETY (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Fa tsy fantany izay lalany
Tapa-bolana eo ho eo
No nandaozany ny awrdg trano
Tsy hainy akory izay nrbwf niseho
F’izao izy hidirana angano
Asa ueymnhim lahy izay ho vokany
F’ity no hany lokalokany
Hampiverina ilay malalany
Hampitodi-doha indray ny lalany
Tan-gazety tao daholo
Ny ao tononkira.serasera.org am-pony manontolo
Tsy henatra tsy nananan-kambo
Ny fiainany aza loza sy antambo
Tsy hita moa
Fa rehefa voa
Mimpenimpenina etsy sy eroa
Fadiranovana tokoa tokoa
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Fa tsy fantany izay lalany
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Fa tsy fantany izay lalany
Tapa-bolana eo ho eo
No nandaozany ny awrdg trano
Tsy hainy akory izay nrbwf niseho
F’izao izy hidirana angano
Asa ueymnhim lahy izay ho vokany
F’ity no hany lokalokany
Hampiverina ilay malalany
Hampitodi-doha indray ny lalany
Tan-gazety tao daholo
Ny ao tononkira.serasera.org am-pony manontolo
Tsy henatra tsy nananan-kambo
Ny fiainany aza loza sy antambo
Tsy hita moa
Fa rehefa voa
Mimpenimpenina etsy sy eroa
Fadiranovana tokoa tokoa
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Fa tsy fantany izay lalany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 4608
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/03/2003 20:39
