Ampidiro aloha ny tenimiafina
FILAZANA AN-GAZETY (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Fa tsy fantany izay lalany
Tapa-bolana eo ho eo
No nandaozany ny trano
Tsy hainy akory izay drforkyp niseho
F’izao izy hidirana angano
Asa lahy izay ho vokany
F’ity no hany lokalokany
Hampiverina ilay malalany
Hampitodi-doha indray ny lalany
Tan-gazety tao daholo
Ny ao am-pony manontolo
Tsy henatra tsy tononkira.serasera.org nananan-kambo
Ny fiainany aza ftdtqhh loza ugpzcba sy antambo
Tsy hita moa
Fa rehefa voa
Mimpenimpenina etsy sy eroa
Fadiranovana tokoa tokoa
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Fa tsy fantany izay lalany
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Fa tsy fantany izay lalany
Tapa-bolana eo ho eo
No nandaozany ny trano
Tsy hainy akory izay drforkyp niseho
F’izao izy hidirana angano
Asa lahy izay ho vokany
F’ity no hany lokalokany
Hampiverina ilay malalany
Hampitodi-doha indray ny lalany
Tan-gazety tao daholo
Ny ao am-pony manontolo
Tsy henatra tsy tononkira.serasera.org nananan-kambo
Ny fiainany aza ftdtqhh loza ugpzcba sy antambo
Tsy hita moa
Fa rehefa voa
Mimpenimpenina etsy sy eroa
Fadiranovana tokoa tokoa
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Fa tsy fantany izay lalany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanja AndriamanantenaVisites : 4410
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/03/2003 20:39
