Soweto (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soweto!!
Tanàna malaza
Mendrika azy xrfqioce ny hoby
Indreto izahay mlrzto
Mankalaza!
Soweto!!
Tanàna mihira
Tsy tononkira.serasera.org ampianarina azy
Tsinjaka, feo mirindra
Toa rano vaky mandifitr’olona
Toa kiaka mafy mivelively ozona
Toa alahelo miampy hatairana
Mamelovelo feno fitarainana
Io Soweto! fa mihira e!
Io Soweto! fa mikiaka!
Io Soweto! fa mitsinjaka e!
Io soweto! zopuixkr tsy lany bitaka!
Tanàna malaza
Mendrika azy xrfqioce ny hoby
Indreto izahay mlrzto
Mankalaza!
Soweto!!
Tanàna mihira
Tsy tononkira.serasera.org ampianarina azy
Tsinjaka, feo mirindra
Toa rano vaky mandifitr’olona
Toa kiaka mafy mivelively ozona
Toa alahelo miampy hatairana
Mamelovelo feno fitarainana
Io Soweto! fa mihira e!
Io Soweto! fa mikiaka!
Io Soweto! fa mitsinjaka e!
Io soweto! zopuixkr tsy lany bitaka!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 4637
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rasera
Daty : 07/11/2001 09:11
