Madagasikarako (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa any ambadika any ho any
No misy ilay ankaniko hwesbn
Lavitra be tsy taka-maso
No misy ilay Gasikarako
Ny tafony lanitra manga
Mifefy ranomasina
Alokalofan’irony ampanga
Ilay tokontany filalaovana
Ho any ianao ka ho any
Meteza re ho afarako
Raha mbola tany koa ny tany
Izy ka tsy hatakaloko
Fa n’inona aijzfsa n’inona hitranga
Na aiza tany hodiaviko
Fa na dia tononkira.serasera.org osa sy mahantra
Izy ppsfcg no tanindrazako
No misy ilay ankaniko hwesbn
Lavitra be tsy taka-maso
No misy ilay Gasikarako
Ny tafony lanitra manga
Mifefy ranomasina
Alokalofan’irony ampanga
Ilay tokontany filalaovana
Ho any ianao ka ho any
Meteza re ho afarako
Raha mbola tany koa ny tany
Izy ka tsy hatakaloko
Fa n’inona aijzfsa n’inona hitranga
Na aiza tany hodiaviko
Fa na dia tononkira.serasera.org osa sy mahantra
Izy ppsfcg no tanindrazako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 6409
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 28/07/2006 10:00
