Inona no mahaory ? (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny salegin’ny any avaratra any
Mahorakoraka, hhzmdl salanitra o
Mifalihavanja ery ka faly tsy misy mitomany
Mifankatia re ka sambatsambatra o

Ref.
    Ka inona e ? (3)
    tononkira.serasera.org Inona no mahaory antsika rô
    Tsy handrandrana fihavanana
zyegx    Soloy hira sy lamozika
    Ny adim-poko tsy nanambina
    Ka inona no mahaory antsika rô
    Tsy hifankatia tsy hifampitantana
    Efa ela loatra ity tanintsika
cdzcei    No nitaky fiombonana

Ny tsapikin’ny any atsimo any
Mandihindihy mbamin’ny ranomasina
Velon-tsinjaka avokoa, mitorajofo itony tany
Mitrombatromba am-pitiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Erick Manana
Vangy : 6745
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 12/09/2006 16:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343